Entry | 1 fifohazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana |
Explanations in English |
4 [1.7] awakening; revival |
Explanations in French |
5 [1.8] réveil ; action de se lever |
Examples |
6 [2.470#58] Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. 7 [2.59#172] Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany. |
Root | 8 foha |
Anagrams | 9 fahafoizan, fifohazana, hofafazany |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |