|
|
|
|

Entry1  figabaka
Root  2  gabaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba na fisehoan' ny rano migabaka, toetran' ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin' ny tondra-drano farany tao
Explanations in French  5  [1.3] L'état de ce qui a beaucoup d'eau

Updated on 2024/12/11