Entry | 1 figabaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba na fisehoan' ny rano migabaka, toetran' ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin' ny tondra-drano farany tao |
Explanations in French |
4 [1.3] L'état de ce qui a beaucoup d'eau |
Root | 5 gabaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |