|
|
|
|

Entry1  fihainoana
Root  2  haino
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana)
fitaovana entina mihaino
Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo
Explanations in English  5  [1.2] a stethoscope
auscultation
Explanations in French  6  [1.3] L’action d’écouter
Cornet acoustique, le stéthoscope
7  [1.13] ouïe
écouteur
Examples  8  Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. [2.508]
9  Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369#]
Vocabulary  10  Biology
11  Instrument
12  Health

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21