Entry | 1 fihainoana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana) fitaovana entina mihaino Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo |
Explanations in English |
4 [1.2] a stethoscope auscultation |
Explanations in French |
5 [1.3] L’action d’écouter Cornet acoustique, le stéthoscope 6 [1.13] ouïe écouteur |
Examples |
7 [2.508] Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary. 8 [1.369#] Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? |
Vocabulary |
9 Biology 10 Instrument 11 Health |
Root | 12 haino |
Anagrams | 13 anifihanao, anihifanao, fihainoana, hiafonanay, hiofananay, ifonahanay, nifahoanay, nifaohanay, nifiahanao, nifoahanay, nihafianao, niohafanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |