Entry | 1 fihalangalanana |
Root | 2 halangalana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro 5 [1.13] tsy fandraisana andraikitra |
Explanations in French |
6 [1.3#208] La séparation extérieure 7 [1.13] désengagement |
Examples |
8 ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena. [4.27#] |
Analogs | 9 fiolonolonana |
Updated on 2024/12/11 |