Entry | 1 fihalangalanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro 4 [1.13] tsy fandraisana andraikitra |
Explanations in French |
5 [1.3#208] La séparation extérieure 6 [1.13] désengagement |
Examples |
7 [4.27#] ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena. |
Root | 8 halangalana |
Analogs | 9 fiolonolonana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |