Entry (1/3) | 1 fihasinana |
Root | 2 hasina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] ny toerana na ny fombafomba isehoan' ny mpanjaka amin' ny vahoaka mba hanajan' ny olona azy sy hanaovany ny velirano hankato azy ary hanolorana azy ny hasina (volatsivaky) mariky ny maha-mpanjaka azy 5 [1.1] toerana nanamasinana ny Mpanjaka fahiny |
Explanations in French |
6 [1.3] lieu de la consécration, du couronnement |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 8 fihasinana |
Root | 9 hasina |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fiolanana; fandrotsirotsiana |
Entry (3/3) | 12 Fihasinana |
Part of speech | 13 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
14 [1.10] renivohitr' i Manandriana fahiny. Mbola betsaka ny aloalo hita any ankehitriny. Tao no nonenan' Andrianantara mpanjakan' i Manandriana sy Ramanato ilay mpamoron-tononkalo betsileo nalaza dia nalaza |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |