Entry | 1 fihatahana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe |
Explanations in French |
4 [1.13] écart |
Root | 5 hataka |
Synonyms | 6 samaka |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |