|
|
|
|

Entry1  fihatahana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy
Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe
Explanations in French  4  [1.13] écart
Root  5  hataka
Synonyms  6  samaka
Compound words 

Updated on 2024/12/11