|
|
|
|

Entry1  fihazonana
Root  2  hazona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy [1.1]
Explanations in French  5  Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir [1.3#230]
6  patère, ancrage [1.13]
Examples  7  Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy. [2.298#]
8  Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa. [2.529#]
Compound words 

Anagrams  10  fanohizana, fihazonana, nahafoizan, nifohazana

Updated on 2023/01/09