Entry | 1 fiheninkenenana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny |
Root | 4 heninkenina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |