|
|
|
|

Entry1  fihetsehana
Root  2  hetsika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo
Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona
Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy
Explanations in French  5  [1.13] mouvement, geste
Examples  6  Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470]
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :

Updated on 2024/12/11