Entry | 1 fihetsehana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy |
Explanations in French |
4 [1.13] mouvement, geste |
Examples |
5 [2.470] Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. |
Root | 6 hetsika |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |