|
|
|
|

Entry1  fiheverana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry
Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika
Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy
Explanations in French  4  [1.3#243] La méditation, la réflexion, la discussion
Examples  5  [2.285#] Ekenao ve izany fiheverana izany?
6  [2.472#] Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy.
7  [1.369#] Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho.
Vocabulary  8  Philosophy
Root  9  hevitra

Updated on 2024/12/11