Entry | 1 fihevitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao itỳ raharaha iỳ? |
Explanations in French |
4 [1.3#243] Ce à quoi on pense, ce qu’on examine, manière de penser: Manao ahoana no fihevitrao izany raharaha izany? (Que pensez-vous de cette affaire?) |
Examples |
5 [2.296#] Efa nanjary manavia aza ny fihevitra sy fiteny izany. 6 [2.298#] Mifototra eo avokoa na ny fihevitra na ny fihetsika na ny fomba rehetra. 7 [2.314#] Lazao izay mahalesoka izany fihevitra izany raha fanambadiana no resahina. |
Root | 8 hevitra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |