|
|
|
|

Entry1  fihobiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiderana amin' ny akoram-pifaliana
Explanations in French  4  [1.3#256] L’action d’acclamer, le lieu, les circonstances
Examples  5  [1.437#] Ny antsa dia hira fihobiana sy fanajana ambony izay fan ho an' ny mpanjaka, izay fanaon' ny Tsimandoavavy na ny lakaolina ataon' ny vehivavy rehetra izay lalovan' ny mpanjaka.
Root  6  hoby

Anagrams  7  bohafinay, fibohiana, fihiboana, fihobiana, hibofanay, ibafohany, ibofahany, ibohafany

Updated on 2025/01/21