|
|
|
|

Entry1  fijinjana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanapahana ny tahom-bary amin' ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana ny vokatra
Explanations in French  4  [1.3#296] l'action de moissonner, de couper, la saison, l'instrument
Examples  5  [1.228#] Akaiky dia ho vony vary, manatona ny fijinjana ka mihorakoraka eny ry zareo mpiandry fody.
6  [1.369#] Raha ny fifindra-monina eo an-toerana ihany kosa dia nihanihena tsikelikely ny mpiasa madinika nampanaovina fijinjana sy fiotazana.
Root  7  jinja
Compound words 
Article  9  Randzavola: fijinjana ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Updated on 2024/12/11