|
|
|
|

Entry1  fijokoana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] otrika, famitsahana hamely
4  [1.1] Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko avy eo am-baravarankely ny fifokoan' Isambilo ilay akohoko
Root  5  joko

Updated on 2024/12/26