|
|
|
|

Entry1  fikendrena
Root  2  kendry
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitiliana, fitadiavana hahazo: Ny fikendren' ny papango ny akohokely
Fikasana, fanampoizana: Tsy manakana ny fikendreko ny hanasoa tanindrazana izany

Updated on 2023/01/20