Entry (1/3) | 1 -kendry |
Part of speech | 2 morphological form of hendry |
Examples |
3 Akory ity no adala miara-monina amin-kendry! [2.69#240] 4 Mbola satriko hierana Ny olon-kendrim-panjakana [2.285#57] 5 kely ny sasantsasany amin' ireo olon-kendrin' ny firenen-kafa [2.296#36] 6 Ny olon-kendrinao, ry Tyro, no tao aminao, ka ireo no mpitondra sambonao [2.996#33.027.008] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 8 kendry |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] fitiliana zavatra tiana ho voa, ho azo; fiheverana sy fiomanana mialoha |
Explanations in French |
11 [1.3#322, 1.5] action de viser 12 [1.3#322] dessein, propos, attention, application |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 20 kendry |
Part of speech | 21 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
22 [1.78] [Bara]
aloha |
Anagrams | 23 |
Updated on 2025/01/21 |