Entry | 1 kendrena |
Root | 2 kendry |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tilina atao izay hahazoana azy, hahavoa azy: Kendren' ny saka ilay voronkely 5 Tadiavina ho azo: Ny soa no kendreko ho an' ny tanindrazako [1.1] |
Explanations in English |
6 to be aimed at, to be sought after [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on vise, qu'on se propose [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |