|
|
|
|

Entry1  fikisinana
Root  2  kisina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Falaimihetsika; tsy fiaingana avy hatrany fa mitaredretra noho ny hakamoana: Vary andro amin' ny fikisinana eo ampandriana i Balita kely ka diso fidirana [1.1]

Anagrams  5  fikisinana, fisikinana

Updated on 2023/01/20