Entry |
kisina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fijanonana na fidongiana tsy hanao noho ny fahalainana; tsy fiaingana avy hatrany fa mita redretra noho ny hakamoana [1.1]
|
Examples | Dia nitory kisina taminy isan' andro teo izy sy nanorisory azy tamin' ny hata-dava, ka efa sosotra mafy ny fanahiny nila hahafaty azy
[2.996]
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry |
kisina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Bezanozano, Merina]
Nom d'une liane indéterminé (citée dans la Firaketana Malagasy). [1.196]
|
Vocabulary |
|