Entry (1/4) | 1 fikitra |
Root | 2 kitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Teny enti-milaza tongotr' angely afatotra amin' ny bozaka kely ka isokirana ny angely any anaty lavany ary ihantsiana azy hiady. [1.1] |
Compound words |
|
Proverbs | 6 Proverbs containing the word fikitra |
Entry (2/4) | 7 fikitra |
Root | 8 kitra |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Fomba na zavatra entina mikitra, izany hoe misikotra angely hampiadina [1.1] |
Entry (3/4) | 11 fikitra |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Fitazonana mafy, fisarangotana [1.1] |
Explanations in English |
14 same as fihitra [1.2] |
Explanations in French |
15 Action de se cramponner, de saisir fortement, de persister, de s’appliquer, opiniâtreté. Ce mot synonyme de fihitra, mais plus généralement usité, se conjugue de la même manière. [1.3] |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 21 fikitra |
Part of speech | 22 adjective |
Explanations in French |
23 petit et mince. [Tankarana]
[1.19] |
Synonyms | 24 fihitra |
Anagrams | 25 afikitr, fikitra |
Updated on 2023/08/17 |