Entry (1/3) | 1 fihitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitazonana sy famikirana amin-kiry [1.1] |
Explanations in English |
4 a grasp, a catch, a grip, as is made by a person holding to something to prevent him from falling. In the provinces it means a royal guard. See fahana, fikitra, fihina. [1.2] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 11 fihitra |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Karazan-dalitra fisaka, tokony ho 8 mm ny halavany, fohy ny tandrony, lehibe ny kibony, manaikitra mamaivay, indrindra ny omby sy ny soavaly [1.1] |
Explanations in English |
14 a large stinging fly. [Mal. pikat, a gad-fly.] [1.2] |
Examples |
15 Ejipta dia ombivavy kely tsara tarehy fatratra, fa misy fihitra tonga avy any avaratra. [2.996] |
Vocabulary |
16 Zoology: invertebrates |
Entry (3/3) | 17 fihitra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 Ahitra mantra [1.1] |
Explanations in French |
20 (probablement de fihitra : action de se cramponner, de s'accrocher fortement à quelque chose) Herbe odorante. Elle entrait dans la composition des odi-hozona (remèdes contre les commotions nerveuses). [Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
21 Botany: grass |
Anagrams | 22 afihitr, fahitry, fihitra, hafitry, hifitra |
Updated on 2020/07/31 |