Entry | mifihitra (fihitra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mifikitra: Mifihitra amin' ny hazo ny vahy Mikely aina, milozoka, mikezaka: Mifihitra amin' ny fianarana ity zaza ity Mitana, mikiribiby: Mifihitra amin' ny heviny izy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To lay hold of, to grasp, to grip. [1.2] | ||||||||
To cling [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Se cramponner, s'attacher fortement [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mamihitra | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |