Entry |
mamihitra
(fihitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra [tamin'] ny hazo aho, nianjera tany an-tevana Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin' ny heviny Ingahy io [1.1]
|
Explanations in English | To lay hold of, to grasp, to grip. [1.2]
|
Explanations in French | Se cramponner, s'attacher, tenir mordicus: Namihitra [tamin'] ny hazo izy ka tsy poiraka (Il s'est cramponné à l'arbre et n'est pas tombé) [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mamihitra |
Past : |
namihitra |
Future : |
hamihitra |
Imperative : |
mamihira |
|
Synonyms | |
|