Entry | 1 filaza |
Root | 2 laza |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fomba entina milaza azo lazaina |
Explanations in French |
5 [1.3#394] ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire) |
Examples |
6 Hatao ahoana no filaza io any an-trano? [2.117] 7 Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285] 8 Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245] 9 filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word filaza |
Quotes | 16 Texts mentioning filaza |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |