|
|
|
|

Entry1  filerana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano
Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy
Root  4  lerana

Anagrams  5  fanelirà, filerana

Updated on 2025/01/21