Entry | fingadona (ngadona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra mingadona, izany hoe midona (toy ny feo re avy amin' ny tongotra mamindra na avy amin' ny fanoto itotoam-bary) [1.1] | |
Anagrams | fandaingo, fingadona |
Updated on 2023/01/20 |