|
|
|
|

Entry (1/2)1  ngadona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Feon' ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy
Explanations in English  4  [1.2] a beating noise, a tremulous noise
5  [1.7] a dull thumping sound
Explanations in French  6  [1.8] bruit sourd comme des pas ou d'un tambour
Examples  7  Tsy ny hevitra amam-pihetseham-po ato ihany no tokony hanakaranao ny valin-teny fa ny rafitry ny tononkalo sy ny ngadona koa, ohatra. [2.285#145]
Vocabulary  8  Sound
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :

Entry (2/2)13  ngadona
Part of speech  14  adjective
Explanations in Malagasy  15  [1.1] fahatongavana
Explanations in English  16  [1.2] arrived suddenly
Derivatives 
17  Passive verbs :

Anagrams  18 

Updated on 2025/01/21