Entry (1/2) | 1 mingadona |
Root | 2 ngadona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny fanoto midoboka mafy rehefa mitoto vary: Injay misy fanoto mingadona any ho any Tonga: Vao ningadona tao am-baravarana izy, dia nirotsaka ny orana tany ioelany |
Explanations in English |
5 [1.2] to make a noise by pounding, beating, or treading; to arrive. 6 [1.7] to make a thumping sound when pounding rice; to make a thudding sound of footsteps; to arrive |
Explanations in French |
7 [1.8] faire du bruit en pilant, en marchant; arriver |
Examples |
8 Ary nony ningadona teo an-tokonana Ranakombe, dia niombotra niala teo anatin' ny fatana ny sompanga (Quand les pas du Grand-Voyant résonnèrent sur le seuil, la grosse sauterelle s'arracha du foyer) [2.246] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 mingadòna |
Root | 15 ngadona |
Part of speech | 16 imperative of active verb mingadona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Anagrams | 19 |
Updated on 2025/01/21 |