|
|
|
|

Entry1  fingafingana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahasahiranana mamindra matetika
Enti-milaza ilay akanjo etiety mihitsy koa ka rehefa mandeha aminy voatery ho mateti-pamindra ary toa mifatopatotra ny tongotra
Root  4  fingafinga

Anagrams  5  afingafingan, fingafingana, nafingafinga

Updated on 2025/01/21