Entry (1/2) | 1 fioka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bara]
sioka 4 [1.1] Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely |
Explanations in English |
5 [1.2] whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing. whistling, whistle. See siaka, sioka. |
Examples |
6 Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any. [2.472] |
Vocabulary |
7 Sound |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 13 fioka |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Bara, Tambahoaka]
kapoka |
Anagrams | 16 afiko, fakoi, fakoy, fikoa, fioka, fokai, kofia, ofika |
Updated on 2025/02/02 |