|
|
|
|

Entry1  sioka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka.
Examples  4  Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha. [2.470]
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
Synonyms  11  siaka
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word sioka

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/21