Entry (1/2) | 1 siaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Halozana, faharatsiam-panahy Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay |
Explanations in English |
4 [1.7] fierceness, violence |
Explanations in French |
5 [1.3#602, 1.8] méchanceté 6 [1.3#602] violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie goût piquant de certaines herbes causticité, violence de language 7 [1.196] Goût piquant de certaines plantes |
Vocabulary |
8 Emotions |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Toponyms |
|
Entry (2/2) | 18 siaka |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina Feo entina miantso. |
Explanations in English |
21 [1.7] whistling |
Explanations in French |
22 [1.3#603] action de siffler, d'appeler en sifflant 23 [1.8] sifflement |
Examples |
24 Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao. [2.357#39] 25 Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny. [2.529#99] |
Vocabulary |
26 Sound |
Derivatives |
|
Synonyms | 31 sioka |
Zoonyms |
|
Proverbs | 33 Proverbs containing the word siaka |
Anagrams | 34 |
Updated on 2025/01/21 |