Entry | 1 fisiahana |
Root | 2 siaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Famoahana feo kely mikiririoka avy amin'ny fanosehana ny rivotra amin'ny molotra sy ny nify; fanaovana feon-kira amin'ny siaka; fiantsoana amin'ny siaka. |
Anagrams | 5 fisahiana, fisaihana, fisiahana, hasafinay, ifisahana |
Updated on 2023/01/20 |