|
|
|
|

Entry1  masiaka
Root  2  siaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana
Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay
Explanations in English  5  [1.2#569] savage, cruel, fierce
figuratively: very pungent
Explanations in French  6  [1.5] cruel, violent, méchant; piquant, acerbe: Alika masiaka (Chien méchant)
7  [1.196] qui a un goût piquant, une saveur agressive
pour les animaux: cruel, féroce
Examples  8  Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!... [2.471]
9  Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany! [2.470]
Morphology 
10  Simple :
11  Imperative :
Derivatives 
12  Active verbs :
Analogs  13  ratsy fo, lozabe, mangidy, sakay kely rano, fo vato, mahery sata, tsy mifaditrovana, tsy mitondra roa, mamba noana, fon' itrimo, tsy mamela mivalo, lian-dra
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word masiaka

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21