|
|
|
|

Entry1  hasiahana
Root  2  siaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana
Explanations in English  5  [1.7] fierceness, violence
Explanations in French  6  [1.3#222, 1.8] Méchanceté
7  [1.8] férocité
Examples  8  Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472#]
9  Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296#]

Anagrams  10 

Updated on 2025/01/21