Entry | 1 fipaohana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fifaohana avy hatrany ary am-pahakingana; fakana zavatra an-keriny izay entina mandositra: Ny fipaohan' ny papango ny zanak' akoho |
Root | 4 paoka |
Anagrams | 5 fiapohana, fipaohana, fipoahana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |