Entry | 1 firaika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana |
Explanations in French |
4 [1.13] pente, inclinaison |
Examples |
5 [2.296#] Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa. |
Vocabulary |
6 Mathematics: geometry |
Root | 7 raika |
Compound words |
|
Anagrams | 12 firaika, firiaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |