|
|
|
|

Entry1  firaisam-pokontany
Root  2  iray, foko, tany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1]
Explanations in French  5  littéralement "union des collectivités"; sous le régime Ratsiraka, arrondissement (correspond aux cantons de l'époque coloniale et du régime Tsiranana) [1.5]
Examples  6  Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”. [4.27]
Vocabulary  7  Politique
Synonyms  8  firaisana

Updated on 2022/02/28