|
|
|
|

Entry1  firodorodo
Root  2  rodorodo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetra na fomban' ny olona na biby mirodorodo, izany hoe mandeha maro miaraka ary haingana ka mitabataba be amin' izany

Updated on 2024/12/11