Entry | 1 rodorodo |
Root | 2 rodo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana 5 Hamaikana, hadodonana [1.1] |
Examples |
6 Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo. [2.4] |
Vocabulary |
7 Sound |
Derivatives |
|
Analogs | 13 rotoroto, korododo, korobobo, heninkenina |
Anagrams | 14 dorodoro, rodorodo |
Updated on 2020/07/31 |