Entry | mirodorodo (rodorodo) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona àry izany mirodorodo any atsinanana any izany? Miasa haingana, mirotoroto [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | midorodoro, mirodorodo |
Updated on 2023/01/05 |