Entry | fironana (rona) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fihilanana, firaikana, fitongilanana [1.1] | |
Explanations in French | Inclinaison [1.3, 1.13] | |
Examples | Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
[4.27] | |
Anagrams | fanorina, fironana |
Updated on 2024/02/09 |