|
|
|
|

Entry1  fironana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihilanana, firaikana, fitongilanana
Explanations in French  4  [1.3#546, 1.13] inclinaison
Examples  5  [4.27#] Izany hoe, fironana ankehitriny ny fanoloana ny tafika zazavao amin' ny tafika tena matihanina.
Root  6  rona

Anagrams  7  aniforan, fanorina, fironana, naforany, nanifora, narafony, niforana, nofarany, nofinara, nofirana

Updated on 2025/01/21