|
|
|
|

Entry1  fisafontina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny zavatra misafontina na mihodina miverina amin' ny nialany indray: Ny fisafontin' ny fahavalo no atahorana
Root  4  safontina

Updated on 2024/12/11