|
|
|
|

Entry1  fisafotofotoana
Root  2  safotofoto
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fikorontanana izaitsizy: Ny fisafotofotoan' ny entana ao an' efitrano no tsy ahitanao ny boky tadiavinao
5  Fifangaroharoana tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Loza ny fisafotofotoan' itỳ kofehy tambazako izay mahita ny laniny roa [1.1]
Explanations in French  6  l'embrouillement, l’action de se démener de colère [1.3]

Updated on 2023/01/20